Tranomboky CEMDLAC Analakely (ex-Galerie 6) : (Centre Malgache pour le Développement de la Lecture Publique et de l’Animation Culturelle)

416
Toy izao ny fandaharam-potoanan’ny fanentanana ara-kolontsaina amin’ity volana May ity.

Ny Tranomboky CEMDLAC no tranombokin’ny ankizy sy ny tanora tantanin’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina eto Antananarivo.
Misokatra midanadana ny varavarana, maimaimpoana ny fandraisana anjara.