TAPA-POROHANA

287

Antsa tononkalo iarahana amin’i Nala Tiana, Feo ny Fitia, Onja Rakotomalala
Ao amin’ny CEMDLAC Analakely ny Alarobia 12 Jona 2019 amin’ny 2 ora
Tsy misy vidim-pidirana, hisy boky hamidy