Notanterahina tao amin’ny Tranombokim-pirenena omaly 24 Janoary 2020 ny fankalazana ny faha-30 taona nanoratan’ny mpanoratra Ny Vetso na i RAKOTOVAO Mbola Tiana.

59

Nandritra izany fotoana izany no nanolorana azy ny mari-boninahitry ny kanto « Chevalier de l’ordre des arts, des lettres et de la culture », nisolo-tena an-dRamatoa Minisitra ny Talen’ny Kabinetran’ny Minisitera.

SLGF id=7998]