Nanao fitsidihana tao amin’ny CEMDLAC Analakely ireo mpiandraikitra ny tranom-boky CLIC (Centre de lecture, d’information et de culture) eto Madagasikara.

101

Nanao fitsidihana tao amin’ny CEMDLAC Analakely ireo mpiandraikitra ny tranom-boky CLIC (Centre de lecture, d’information et de culture) eto Madagasikara. Nisy ny fifanakalozana traikefa amin’ny fitantanana sy fanentanana ny tranom-boky teo anivon’ny mpandraikitra ny CLIC sy ny CLAC (Centre de lecture et d’animation culturelle) ho fanatrarana miaraka ny politikan’ny ministera « Ndao hamaky boky! »