Nafana dia nafana ny lanonam-panokafana ny fandaharanasa « Iray ihany isika »

16

IRAY IHANY ISIKA

Nafana dia nafana ny lanonam-panokafana ny fandaharanasa « Iray ihany isika » teto an-tampon-tanànan’ny Toliara. Taorinan’ny Carnaval dia nisy ny fiaraha-mitsinjaky tao amin’ny Jardin de la Mer niarahana tamin’ireo mpanakanto marobe tahaka an’i DJ Bicko, Remanindry, Ramora Favori, Andry Garora, Taa Tense.