MIPAY TALENTA VAO

105

Tonga nitsidika ireo mpandray anjara amin’ny fifaninanana « Mipay Talenta Vao » izay manaraka fiofanana ao amin’ny CEFOM Ivato i Ramatoa Minisitra Lalatiana ANDRIATONGARIVO.
« Mipay Talenta Vao » dia ilay fifaninanana karakarain’ny ORTM hitiliana ireo talenta manerana an’i Madagasikara amin’ny fahaiza-manolotra fandaharana sy vaovao amin’ny fahitalavitra sy ny onjam-peo. 40 ireo manohy ny fiofanana amin’izao fotoana izao.

MIPAY TALENTA VAO