MAITSO FOTSY MENA

497

Isaky ny miventy isika hoe « Maitso Fotsy Mena » dia ny sainam-pirenen’ny Italie izay no tononintsika.
Fa ny antsika malagasy kosa dia « Fotsy Mena Maitso ».
Koa ampitao, ampahafantaro, hitsio ny fahazarantsika.