FANAMBARANA HO AN’NY BESINIMARO

1508

FANAMBARANA HO AN’NY BESINIMARO Misy ny fanararaotam-pahefana sy fakam-bola matetika mitranga ataon’ireo tompon’andraikitra amin’ireny toeram-pisavana ara-toekarena (barrages économiques) amin’ny lalana ireny, na eny anivon’ny faritra na anivon’ny kaominina.

Mazana dia misy firaisana tsikombakomba amin’ireo mpitandro filaminana avy amin’ny polisim-pirenena ireny fitakiam-bola mihoam-pampana sy fanararaotana isan-karazany ireny. Manoloana izany indrindra dia nisy ny fanapahan-kevitra noraisina teo anivon’ny OMC-Nat (Organe Mixte de Conception au niveau National) fa hatsahatra avokoa aloha ny fisian’ireo toeram-pisavana na « barrières économiques » ireo mandram-pisy ny toromarika vaovao.

Antananarivo, androany 16 febroary 2019

AVIS AU PUBLIC Suite aux fréquents et graves abus, extorsions et malversations de toutes sortes commis par les agents responsables des barrières économiques communales et régionales.

Souvent en complicité avec la police de la route, l’OMC-Nat (Organe Mixte de Conception au niveau National) a décidé de suspendre totalement ces barrières jusqu’à nouvel ordre. Cela, sur tout le territoire de Madagascar.

Antananarivo, ce 16 février 2019