FIKAONAN-DOHA ny AFRIKANINA sy ny SINA

39

Ho fanatevenana ny fahaiza-manao sy ny fiaraha-miasa momba ny fikajiana ny vakoka maneran-tany tao amin’ny tranoben’ny UNESCO anio 3 Jona sy rahampitso 4 Jona 2019. Nitarika ny delegasiona malagasy ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY ANDRIATONGARIVO.

Forum Afrique-Chine sur le renforcement des capacités et la coopération pour la conservation du patrimoine mondial à l’UNESCO Paris du 3 au 4 juin 2019. La délégation malagasy a été dirigée par Madame la Ministre de la Communication et de la Culture Lalatiana RAKOTONDRAZAFY ANDRIATONGARIVO.

fikaonan-doha ny Afrika-sina